Teny iditra | 1 manao alasafay |
Singan-teny | 2 manao, ala safay |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nanao alasafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake. [1.2] |
Tovy hevitra | 6 miala safay, misafay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |